-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/18.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 18 Ndreka nandeha tegny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, de nahita ampiralahy roy, Simôna zay natao hoe Petera, de i Andrea ampirahalahy amin'azy, nanipy ny haratony tegny an-dranomasina, fa mpagnarato iary zareo.\v 19 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Andao hagnaraka anaha, fa hataoko mpagnarato olona anareo."\v 20 Tselatsela teo my de nagnambela ny haratony iary zareo de nagnaraka an'Azy.