-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 14 Izany no niseho mba hatanteraka ny raha nizakain'Isaia mpaminany hoe:\v 15 "Ny tanin'i Zebolona sady ny tanin'i Naftaly, menga agny adranomasina, agny agnilan'i Jordana, Galilia an'iregny Jentilisa!\v 16 Iregny olona nipetraka tamin'ny mijigna de nahita fahazavana leibe, de iregny zay nipetraka tamin'ny faritra sady tandindogny ny fahafatesana, de tamin'iary zareo no nivoahan'ny hazavana."