-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/01.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 1 \v Aveo Jesôsy de nitaritin'ny fagnahy ho agny angnefitra mba halain'ny devoly fagnahy.\v 2 Ndreka avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, de mosarena.\v 3 Nagnatogna an'Azy ny mpangala fagnahy de nizaka tamin'Azy hoe: " Na zanak'Andriamanitra Anao, de zakay ho tonga mofo itôgny vato itôgny." \v 4 Fa Jesôsy namaly de nizaka hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo my no hiveloman'olona fa izay teny marobe avoaka ny vavan'Andriamanitra."'