-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 20 Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vadinao, fa ny Zaza noforognina agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. \v 21 Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hoenga amin'ny fahotan'iary zareo.