1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 40 Zegny mandray anareo de mandray Anaha, de zegny mandray Anaha de mandray an’ny zegny nagniraka Anaha my koa. \v 41 Zegny mandray ny mpaminany satria mpaminany izy de hahazo valisoan’ny mpaminany, de zegny mandray ny olona marina satria olona marina izy de hahazo valisoan’ny olona marina. |