-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/38.txt

1 line
522 B
Plaintext

\v 38 Aveo nisy panora-dalàna amban'ny fariseo sanasanagny namaly an'i Jesôsy de nizaka hoe: Ry mpampianatra, magniry ny ahita famatarana avy aminao zahay."\v 39 De namaly Jesôsy ka nizaka an'iary zareo hoe: "Misy taranaka ratsy fagnahy sady mpijangajanga miharagna famatarana.Nefa tsisy famatarana afaka hamena an'azy afa-tsy ny an'i Jaona mpaminany.\v 40 Fa kara an'i Jonah zay telo andro sy telo alina tan-kibon'ny laoka lebe, de karany zany koa no hipetrahan'ny Zanak'Olona telo andro sy telo alina agnatiny tany.