-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/14.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 14 Fa izany de kara ny lilahy raika zay handeha ho agny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny mpiasany izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. \v 15 Ny raika tamin'iary zareo nameny talenta dimy, ny raika hafa nameny roy de ny raika hafa koza nameny talenta raika. Ny tsirai-draika de samby nangalaka talenta zay hainy aby, de nandeha tamin'ny deny zany lilahy zany. \v 16 Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ka nahazo talenta dimy hafa.