\v 5Ka ndreka tara ny mpampakatra, de torizina izy marobe ka nandry.\v 6 Fa tamin'ny sasak'alina de nisy feo nagnantso mafy hoe: "Igny, ny mpampakatra ! mivoaha mba hiaogna amin'azy."