-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/27.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 27 Fa ny Zanak'olona de ho avy amin'ny voninahitran'Iabany miaraka amin'ny anjeliny. Aveo Izy hamaly soa ny olona tsiraidraika araka zegny vitany. \v 28 Zakaiko marina aminareo, fa misy sanagny aminareo mitsangana eto io tsy hatsapa fahafatesana mandrapahitan'iary zareo ny Zanak'Olona tonga amin'ny fanajakany."