1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 17 Namaly Jesôsy ka nizaka tamin'azy hoe: "Sambatra anao, a Simôna Bar-Jona, fa tsy ny nofo na ny rà nagnatoro an'izany taminao, fa Iabako zay agny an-danitra. \v 18 Zakaiko aminao my koa fa anao no Petera, ka ambonin'ity vatolampy ity no hagnorenako ny fengonako. Ny vavahadin'ny fasagna de tsy haharesy an'izany. |