-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/03.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 3 Ndreka mandraigna, de mizaka anareo hoe: 'Ho ratsy ny andro, fa mena sady manjombogna ny lanitra.' Hainareo ny mamantatra ny endrikan'ny lanitra, fa anareo tsy afaka mandika ny famantarana ny fotôna. \v 4 Ny taranaka ratsy sady mpijangajanga de miaragna famantarana, fa tsy hisy famantarana homena anazy ankoatra ny famantaran'i Jona." Aveo Jesôsy niala an'iary zareo ka dila.