-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/24.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 24 Fa Jesôsy namaly sady nizaka hoe: "Tsy nirahina ho an'iza n' iza Aho afa-tsy ho an'ny ondry very agny amin'ny ankohonanan'Israely ." \v 25 Fa tonga nangataka sady nandondogna tagnatrehany izy , nagnano hoe: " Tompo, vonjeo zaho." \v 26 Namaly Izy ka nagnano hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atipy amin'amboa"