-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/21.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 21 Aveo Jesôsy nenga teo de nierigna tagny am faritanin'ny Tyro sy Sidôna. \v 22 Igny, nisy viavy Kananita raika avy agny amin'ny faritra zany. Nagnantso mafy izy de nizaka hoe: "Mamindrà fo aminaha, Anao Tompo, Zanak'i Davida! Ny zanako viavy de ampijalen'ny devoly mafy." \v 23 Fa Jesôsy tsy namaly anazy. Nagnatogna Anazy mpianatra ka nengavy Anazy, nagnano hoe: " Roahy izy, fa maresaka be amintsena."