-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/33.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 33 Regninareo fa vôzaka tamin'ny Ntaolo hoe: 'Aza mianiana fianianana diso, fa indosy eo alohan'ny Tompo ny fianiananao.' \v 34 Fa izaho koza mizaka aminareo aza, aza mianiana amin'ny raha marobe, na main'ny lanitra aza, fa seza fiandrianan'Andriamanitra zany; \v 35 na amin'ny tany, fa fitomeran-tongotrany zany; na amin'ny Jerosalema, fa tanànan'ny mpanjaka lehibe zany.