\v 27 Efa regninareo fa nizakaina hoe: 'Aza mijangajanga.' \v 28 Kanefa zakaiko aminareo fa zegny mijery mizaha viavy ka magniry an'azy de efa nijangajanga tagnatin'ny fony sahady.