-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/23.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 23 Amin'izany raha magnome ny rakitra egny amin'ny fahitana anao ka tadidinao teo fa managna alahelo aminao ny rahalahinao, \v 24 de avelay eo alohan'ny alitara ny rakitranao, ka mandehana zory ny lalagnanao. Mevàna aloka amin'ny rahalahinaon de avy eo meregna de omeo ny rakitranao.