\v 42 Nizaka tamin'iary zareo Jesôsy hoe: "Anareo ma ka tena mbola tsy namaky Soratra Masina mihitsy hoe: 'Ny vato nolavin'ny magnano tragno no natao vato fehizoro. Avy tamin'ny Tompo izany, sady mahagaga amasontsena'?