1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 18 De niverigna tan-tanàna Izy nandraignan'igny, de mosarena.\v 19 Ndreka nahita aviavy tamin'ny sisin-dalagna, de nantogniny tegny kanefa tsy nahita ndre ino ndre ino teo afa-tsy raviny fotsiny.De nizaka taminazy Izy hoe :"Enga anie de tsy ho hisy vôniny koa avy aminao mandrakizay", de niaraka tamin'izay de maigna tampoka ny aviavy. |