-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/31.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 31 ka ndreka tonga amin'ny voninahitrany ny Zanak'Olona mban'ny anjely marobe miaraka Amin'azy, de hipetraka eo amin'ny seza fihandrihanan'ny voninahitrany izy. \v 32 De ny firenena marobe de haotrika eo alohany, de hampiavaka ny olona raika amin'ny ny raika hafa Izy, mitovy amin'ny ny mpiambina ondry mampiavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ankavanany izy, de ny osy ankaviany.