-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/07.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 7 Avy teo niarina ny virjiny marobe ka nikarakara ny jirony. \v 8 Nizaka iary zareo foka io tamin'iary zareo kanty hoe: Mba omeo tapany amin'ny solikanareo izahay fa efa ho faty ny jironay. \v 9 Fa namaly iary zareo kanty ka nizaka hoe: " Sô de tsy ho ampy anay sady tsy ampy anareo, mandàna koza mivisy egny amin'ny mpivarotra ho an'ny tegnanareo."