1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 34 Aza mihevitra fa Izaho de hitondra fedanana ambonin’ny tany eto. Tsy avy hitondra fedanana Aho, fa sabatra. \v 35 Fa avy Aho hagnasaraka ny zanaka lilahy amin’ny abany, mban’ny zanaka viavy amin’ny endriny, de ny vinanto vavy amin’ny rafozam-baviny. \v 36 Zegny antokantragnony my no manjary fahavalon’ny olona. |