\v 13 Fa ny mpaminany maro be mban'ny lalàna de efa naminany hatramin'i Jaona;\v 14 sady na mety aminareo agneky an'izany de izy no Elia zay ho tonga.\v 15 Zegny managna tadigny hitenoana, de tokony mba hiteno tsara izy.