-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/05.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 5 Avy teo ny devoly nitarika Azy tagny amin'ny tanàna masina de nagnampetraka Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly,\v 6 sady nizaka taminy nagnano hoe:"Raha Zanak'Andriamanitra anao, de milatsaha agny ambany agny, fa voasoratra hoe:'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tagnan'arizareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao