1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 16 Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; de ny tadigninareo, satria maregny.\v 17 Zakaiko marina aminareo fa mpaminany mban'olona marina maro te-hahita ny raha hitanareo, kanefa de tsy nahita an'izany. Nagniry ny haregny an'ny raha regninareo iary zareo, kanefa de tsy naregny an'izany. |