-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/29.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 29 Aveo nikasihin'i Jesôsy ny mason'iary zareo de nizaka hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finoanareo ane zany,"\v 30 ka nahita ny mason'iary zareo. Aveo Jesôsy namepetra an'iary zareo de nizaka hoe: "Ôka mba tsy hizaka an'zao amin'olona anareo."\v 31 Fa nandeha izy roy lahy ka nagnaparitaka ny vaovao mikasika an'izany nagneragna an'izany faritra zany.