-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/27.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 27 Ndreka negna teo Jesôsy, de nisy jamba roy lahy nagnaraka an'Azy. Tsy nijanogna nagnatso iary zareo sady nizaka hoe: "Mamindrà fo aminay, a zanak'i Davida!"\v 28 Ndreka tonga tan-dragno Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny jamba roy lahy. Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mino ma anareo fa mahay magnano an'zany Aho an?" De nizaka iary zareo Taminazy hoe: "Aika, Tompo."