-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra amin'iary zareo, de amin'izay iary zareo vô hifady hanina.