-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/01.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 1 Nagnano fagnoharana tamin'iary zareo Jesôsy, de nizaka hoe: \v 2 Ny fanjakan'ny Lagnitra de mitovy amin'ny mpanjaka zay nagnomagna fanasana amin'ny fanambadeny zanagny lilahy. \v 3 Nagniraka ny mpiasany hagnatso zay nahazo fanasana hagnatrika ny fetin'ny fanambadena izy, ka tsy nety tonga iary zareo.