-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/57.txt

1 line
239 B
Plaintext

\v 57 Tohina non'ny amin'Azy iary zareo. Fa nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tsisy mpaminany tsisy hasiny nah tsy ao amin'ny taniny sy ao amin'ny fianakavenany my." \v 58 Tsy nagnano fahagagana be tao Izy non'ny tsy finoan'iary zareo.