-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/18.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 18 Fa Jaona de tsy tonga hihinagna mofo na hisotro divay, ka ataonareo hoe :"Misy devoly izy."\v 19 Ny Zanak'olona de tonga hihinagna sady hisotro de izaka ndreka anareo hoe :" Jerevo ma, lilahy tendan-kanina sady mpisotro toaka izy, akaman'ny mpangala hetra mban'ny mpanota!"Fa ny hakantena de voamarina amin'ny asany.