\v 45 Na Davida aza magnatso an'i Kristy hoe: 'Tompo,' de ino no maha-zanak'i Davida an'Azy?" \v 46 Tsisy navaly an'Azy tamin'ny zakany, de tsisy olona nasahy nametraka fagnotane hafa koa nanomboka tamin'io andro io.