\v 41 De na mbola nitambatra raika ny fariseo, de nametraka fagnontaniana tamin'iary zareo Jesôsy. \v 42 Nizaka Izy hoe: "Ino no eritreritranareo momba an'i Kristy? Zanaka lilahin'iza Izy? Namaly an'Azy iary zareo hoe: "zanak'i Davida."