-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/20.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 20 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "an'iza ny sary amban'ny agnarana ity?"\v 21 Nizaka tamin'Azy iary zareo hoe: "An'iKaisara." Aveo Jesôsy nizaka an'iary zareo hoe: "Ameo an'i Kaisara zay an'i Kaisara, de an'Andriamanitra zay an'Andriamanitra."\v 22 Ndreka naregny an'zany iary zareo, de gaga. De nenga teo iary zareo ka de nandea.