-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/07.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 7 De nagnatso mangingina ny lilahy manam-pahalalana i Heroda mba hagnontany an'iary zareo mazava tsara ny fotôna nivoahan'ny kitana.\v 8 Nampandianiny tagny Betlehema iary zareo, mizaka hoe: "Mandiana ka fotory tsara ny momba ny zaza. Ndreka hitanareo izy, de ampandrigneso zaho, mba handianako agny my koa Ka hidera an'azy."