1 line
294 B
Plaintext
1 line
294 B
Plaintext
\v 26 Noho izany de aza matahotra an’iary zareo, fa tsy hisy takona zay tsy hiseho, na raha mivony ka tsy ho fantatra. \v 27 Zegny zakaiko aminareo amin’ny mizigna, de zakay amin’ny andro mazava, de zegny vitsikitsika regninareo amin’ny tadigninareo, de torio ambonin’ny tafon-tragno. |