-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/28.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 28 Ka amin'izany alay amin'azy agny ny talenta de omeo an'ny mpiasa zay managna talenta folo zany . \v 29 Fa zegny managna de omena be kokoa mihôtra lavitra aza. Fa ho an'iary zareo zegny tsy mbola managna na ino na ino koza, ndregny anagnany de alaina amin'azy. \v 30 Areo agny amin'ny mizigna agny ambelagny ny mpiasa tsy tsara, agny no misy fitomagnena mban'ny fikotroha-nify.