\v 33 Aveo Jesôsy de nizaka fagnoharana raika hafa koa. " Ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lalivay nalain'ny viavy raika ka nafangarony tamina lafarinina intelon'ny fagnaranana mandram-pitombo ny koba aby."