-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/27.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 27 Iza aminareo ndre de matahotra ka afaka magnampy ndre de andro raika amin'ny andro hiaignany? \v 28 Nagnino anareo na angoaigna amin'ny raha sikininareo? Eritrereto ny momban'ny lilia amin'ny saha, agnano akory ny fagnirian'iary zareo. Tsy mba miasa iary zareo, sady tsy mamoly fitafena. \v 29 Zakaiko aminareo, fa na i Sôlômôna tamin'ny voninahiny marobe de nisikina kara ny raika amin'io.