-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/05.txt

1 line
621 B
Plaintext

\v 5 Ndreka mivavaka anareo, aza magnano kara ny atàn'ny mpetsaravelatsihy, fa iary zareo tia mitsangana sady mivavaka am-pengonana sady amoron-dalana, mba ho hitan'ny olona. Zakaiko marina aminareo, fa iary zareo de efa nahazo ny valisoany. \v 6 Fa anareo, ndreka mivavaka, misira amin'ny efitragnonareo. Ahidio ny varangaragna, de mivavaha amin'ny Abanareo ao ami'ny mangingina. Avy eo Abanareo mahita amin'ny mangingina igny hamaly soa anareo. \v 7 Ndreka mivavaka anareo, aza magnano zaka marobe tsy misy ilàna anazy kara ny atàn'ny Jentilisa, satria mieritreritra izy fa fa hoe regny izy satria maro raha zakainy.