-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/45.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 45 Ndreka naregny an'izany fagnoharana zany ny leben'ny mpisorona mban'ny Fariseo, de nazava tamin'iary zareo fa makasika an'iary zareo no nokoragnina. \v 46 Nieritreritra ny hanambotra an'Azy, nefa natahotra ny fokonolona iary zareo, satria neveri'olona fa mpaminany Izy.