|
\v 38 Ka ndreka nahita ny zanagny lahy ny mpamboly voaloboka io, de nifampikoragna iary zareo hoe: 'Ity ny mpandova. Andao, hivonintsena izy de alaintsena ny lova.' \v 39 Izany ny nahatonga an'iary zareo nanambotra an'azy, natsipy tagnatin'ny tanim-boaloboka sady nivoniny. |