-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/36.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 36 De nandeha Jesôsy niaraka tamin'iary zareo nandeha tamin'ny tanàna antsovana hoe Getsemane zay nizaka tamin'ny mpianatrany hoe: "Mipetraha eto fa mbola handeha hivavaka ery Aho." \v 37 Nitondra an'i Petera mban'ny zanak'i Zebedio roy lahy Izy de nanomboka nalahelo sady ory. \v 38 Avy eo hoy Izy tamin'iary zareo hoe: "Mijaly ny fagnahiko, kara ny efa ho faty. Mipetraha eto de membena miaraka Aminaha."