Tagnatin'ny mbola nihinagna iary zareo, de nangala mofo Jesôsy, de nisôtra, sady nanapaka. Nomeny ny mpianatra ny mofo sady nizaka hoe: "Reso, hoano. Ity no vatagnako."