1 line
402 B
Plaintext
1 line
402 B
Plaintext
\v 23 Namaly Izy hoe: " Izay niaraka nagnatosoboka ny tagnany taminaha tagnatina kopy no ny raika hamadika Anaha. \v 24 Handeha ny Zanak'Olona, mitovy amin'izay efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny olona zay hamadika ny Zanak'Olona! Tsara ho an'olona karan'izany no tsy teraka mihitsy." \v 25 Jodasy, zay hamadika an'Azy nizaka hoe: " Izaho ma izany,a Raby?" Hoy Izy tamin'azy hoe: "Vôlazanao." |