-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/45.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 45 Ndreka naregny an'ny fagnoarana io ny leben'ny mpisorona mban'ny Fariseo, de nazava tamin'iary fa iary zareo mitsy koragnina eo. \v 46 Nieritreritra ny hanambotra an'Azy, nefa natahotra ny fokonolona iary zareo, satria neveri'olona fa mpaminany Izy.