-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/40.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 40 Ka ndreka avy ny tompon'ny tanim-boaloboka, ino ny atan'ny mpamboly voaloboka?". \v 41 Nizaka iary zareo tamin'azy hoe: " Haripakany amin'ny fomba mafy tegnany ny olona tsy manjary io, de aveo ampagnofainy amin'ny mpamboly voaloboka hafa ny tanim-boaloboka, olona mba hagnome an'azy ny anjara voliny amin'ny fekaram-bokatra."