-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/38.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 38 Ka ndreka nahita ny zanagny lilahy ny mpamboly io, de nifampikoragna iary zareo hoe: 'Ity ny mpandova. Andao, hivonintsena izy de alaintsena ny lova.' \v 39 Izany ny nahatonga an'iary zareo nanambotra an'azy, natsipy tagnatin'ny tanim-boaloboka sady nivoniny.