-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/33.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 33 Tenoy fagnoharana raika ty. Nisy lilshy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Aveo teo de nandeha amina tanàna hafa izy. \v 34 Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho agny amin'ny mpamboly voaloboka hangala ny vokatrany.