-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/31.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 31 Iza tamin'n zanagny roy io arika ny nagnano ny sitrapon'ny abany?" De nizaka iary zareo hoe: "Ny voalohany." Nizaka an'iary zareo Jesôsy hoe: "Zakaiko tsara aminareo, ny mpangalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'ny lanitra alohanareo. \v 32 Fa i Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa ny mpanagalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna nino an'azy. Fa anareo, ndre de nahita an'izany aza, de tsy nivalo sady nino an'azy.