-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/23.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 23 Ka ra vô niditra tan-tempoly Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny lehiben'ny mpisorona mban'ny zokiolona ndreka nampianatra igny Izy sady nizaka hoe: " Fahefana avy aza ma ny agnamboaranao an'ny raha io, de iza koa nagnome Anao an'ny fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Hametraka fagnotanena raika aminareo my koa Aho. Na zakainareo Aminaha, de zakaiko aminareo ny fahefana agnamboarako ny raha izany.